|
|
|
|

Entry savily (vily)
Part of speech noun
 Vy ahazoan' ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona
Vy miady
Fikivilivilian-javatra mivezimbezina
Famelezana ankolaka [1.1]
 A hinge; the act of swinging on a hinge [1.7]
 Charnière, gond; action de se balancer comme sur une charnière [1.8]
Examples 
1Ary ny malemy dia atao fangady sy fantsika sy savily ... [2.48]
2Namakona sy nanambatra azy Idada ary nametraka ny savily sy ny hidiny. [2.332]
Derivatives 

Updated on 2023/01/20