| Entry | fiviliana (vily) | |
| Part of speech | noun | |
| Fiolahana, fiolehana: Eto ny fiviliana mankany Viliahazo Fisafelehana: Ny fivilianay tany amin-dry nenitoa no tsy nahatongavanay tamin' ny 8 ora marina Fialana, fivionana, fihodivirana: Ny fiviliana tamin' ny lalana tsara no nahatonga azy ho jioiahy toy izao [1.1] | ||
| The act of turning aside; a fork in the road [1.7] | ||
| Action de dévier, de s'écarter; branchement de la route [1.8] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|