|
|
|
|

Entry mamba
Part of speech noun
  [Tandroy] Voay ngeza [1.78]
 Biby mandady lehibe misy tongony efatra fohy, mivelona any anaty ranomamy ary atahorana izaitsizy noho ny tanjany sy ny hasiahany [1.1]
 A crocodile (a Bantu word) [1.7]
 Crocodile (mot bantou) [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Ilay mamba nihinana an' i Ndriana-Toto ve? [2.5]
2mikaretsaka ny mamba tsy mahita [2.131]
Synonyms fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ trimo ~ vily ~ voae ~ voay
Quotes 
Illustrations 

Entry mamba
Part of speech noun
 Olona goavambe
Olona be tenda, be kibo [1.1]
 Se disait des colosses et des goinfres [2.415]

Entry Mamba
Part of speech name (toponym) [Full list]
 Affluent de l' Ikopa qui arrose la banlieue nord d'Antananarivo [3.1]
Vocabulary 
Other spellings 
Quotes 

Updated on 2023/07/14