| Entry | family (vily) | ||
| Part of speech | noun or adjective | ||
| Fomba entina mamily Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin' ny lalana tiana halehany Azo avily [1.1] | |||
| Ce qu'on peut détourner, manière de détourner [1.3] | |||
| Examples | Rahefa tapitra, hoy Ingahy Ramanitromby: - Tsara fitoraka daholo, tsara family daholo ianareo!
[2.270] | ||
| Entry | family
![]() | ||
| Part of speech | noun | ||
| fianakaviana,
tarakaka
karazana [1.17] | |||
| Examples | Ho an' ny fanontana izay natao ny 2009, isaorana ny Flora Family Foundation, Ford Foundation, Grousebeck Family Foundation, Moriah Fund, ary ny West Foundation.
[2.424] | ||
| Morphology |
| ||
| Updated on 2023/10/28 |
|