| Entry | vahoaka | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| Ny olom-pirenena amin' ny fanjakana iray: Novorin' ny filoham-panjakana ny vahoakany Olona maro be: Vahoaka be mihitsy izay tao an-tsena izay aninaraina Ny sarambaben' ny olona, ny valalabemandry: Rahefa avy nikabary izy dia nifangaroharo tamin' ny vahoaka [1.1] | |||||||||
| The people; the citizens of a country [1.7] | |||||||||
| Le peuple [1.3, 1.8] | |||||||||
| Les sujets d'un état Public [1.3] | |||||||||
| Citoyen d'un pays [1.8] | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Derivatives |
| ||||||||
| Quotes | Texts mentioning that word | ||||||||
| Updated on 2023/06/11 |
|