| Entry | bozaka aman' ahitra | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | bozaka, amana, ahitra | |
| Enti-milaza ny vahoaka ankapobeny; ny zaza amam-behivavy, ny sarambabem-bahoaka,
izay atao koa hoe valala tsy mandady harona Ny valalatsimandadiharona, ny valalabemandry, ny sarambabembahoaka, ny sarambaben' ny kintana, ny vodiahitrarivo [1.1] | ||
| The common people, the multitude, the mob, the rabble [1.2] | ||
| Worthless [1.7] | ||
| Sans valeur (se dit d'un individu) [1.8] | ||
| Updated on 2023/05/16 |
|