| Entry | olona | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| Teny ilazana ny toetra amam-pomban' ny olombelona (jer. io teny io): Ny fanahy no olona Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay Amin' ny fitenin' ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto ô! [1.1] | |||||||||
| A person, somebody, a human being. Olo is used in the provinces. [mal. And other dialects orang, amboyna malona and malono.] [1.2] | |||||||||
| A human being, man; someone [1.7] | |||||||||
| Homme, personne; quelqu'un [1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Article | Randzavola: olona ao amin' ny Baiboly | ||||||||
| Updated on 2023/05/15 |
|