| Entry | valalatsimandadiharona | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | valala, tsy, mandady, harona | |
| Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana [1.1] | ||
| Examples | Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona:
[2.471] | |
| Updated on 2023/04/24 |
|