|
|
|
|

Entry tsy hita polopolorina
Part of speech locution
Elementary words tsy, hita, polopolorina
 Lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1]
 Completement invisible, incompréhensible [1.3]
 L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415]
Examples fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika; [2.996]
Synonyms tsy hita paipaika ~ tsy hita popoka ~ tsy hita veroka

Updated on 2025/10/11