| Entry | tsy hita paipaika | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | tsy, hita, paipaika | |
| Tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony [1.1] | ||
| L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415] | ||
| Examples | Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika.
[2.587] | |
| Synonyms | tsy hita polopolorina ~ tsy hita popoka ~ tsy hita veroka | |
| Updated on 2025/10/11 |
|