| Entry | tsy hita popòka | ||||
| Part of speech | locution | ||||
| Elementary words | tsy, hita, popoka | ||||
| Tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony; tsy hita mihitsy izay toerana misy azy; tsy hita avanavana [1.1] | |||||
| Incompréhensible, qu'on ne peut se figurer [1.3] | |||||
| Examples |
| ||||
| Synonyms | tsy hita paipaika ~ tsy hita poka ~ tsy hita veroka | ||||
| Updated on 2025/10/11 |
|