|
|
|
|

Entry tohara > tohatra
Part of speech noun
 Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra aho no nifanena taminy
Hazo roa nasiana zanany mitsivalana mba hiakarana sy hidinana: Afindrao eto ny tohatra hiakarako erý an-tafontrano [1.1]
 Fandehanana vita ambaratonga [1.13]
 A ladder, a staircase [1.7]
 Escalier [1.3, 1.8, 1.13]
 échelle [1.3, 1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Niakatra ny tohatra izy [2.529]
2Tohatra hazo an-trano no miakatra any [2.4]
Morphology 
Simple : tohatra, toha-
Derivatives 
Illustrations 

Entry tohara > tohatra
Part of speech noun
 Ny nonon' ny biby, indrindra ny ombivavy. [1.1]
 Mamelles des vaches, des animaux [1.3]
Vocabulary 
Derivatives 

Entry tohara > tohatra
Part of speech participle
 Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory ny hafaliako [1.1]
 Qui rencontre fortuitement: Tohatra azy aho (Je l'ai rencontré par hazard) [1.3]
Morphology 
Present : tohatra
Imperative : tohara
Derivatives 

Entry tohara > toharana (tohatra)
Part of speech passive verb
 Asiana tohatra: Maizina ny andro, azo tsilovina; lalina ny rano, azo lakanina; lalina ny hady, azo toharana, fa ny ratsy atao tsy mba azon-kevitra (fitenenana) [1.1]
Morphology 
Present : toharana, toharako, toharanao, toharany, toharantsika, toharanay, toharanareo, toharan', toharan-, toharam-, tohara-
Past : notoharana, notoharako, notoharanao, notoharany, notoharantsika, notoharanay, notoharanareo, notoharan', notoharan-, notoharam-, notohara-
Future : hotoharana, hotoharako, hotoharanao, hotoharany, hotoharantsika, hotoharanay, hotoharanareo, hotoharan', hotoharan-, hotoharam-, hotohara-