| Entry | toharana (tohatra) | ||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||
| Asiana tohatra: Maizina ny andro, azo tsilovina; lalina ny rano, azo lakanina; lalina ny hady, azo toharana, fa ny ratsy atao tsy mba azon-kevitra (fitenenana) [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|