|
|
|
|

Entry manohatra (ohatra)
Part of speech active verb
  [Bezanozano] Mampitovy [1.78]
 Mampitaha: Manohatra ny fahafatesana amin' ny mpangalatra tonga tampoka ny Soratra Masina
Mampitovy: Manohatra ny akanjony amin' ny ahy izy
Manandrana, mijery raha mifanentana: Lasa nanohatra ny akanjony izy [1.1]
 To measure, to compare. [1.2]
 To compare; to fit to try [1.7]
 Comparer, essayer un vêtement, etc [1.8]
Examples 
1Ka izany no itenenany hoe samy masina an-taniny raha manohatra tanin' olona amin' ny tanindrazany izy. [2.285]
2Tsy vitan' ny manohatra ny tenany amin' ny zavaboary ny mpanoratra fa mbola miangavy ny sasany amin' izy ireo koa mba hanampy azy [2.314]
Morphology 
Present : manohatra
Past : nanohatra
Future : hanohatra
Imperative : manohara

Entry manohatra (tohatra)
Part of speech active verb
 Mifanena amy; manehatra: Manoha-doza [1.1]

Updated on 2023/06/05