|
|
|
|

Entry mitohatra (tohatra)
Part of speech active verb
 Enti-milaza ny nonom-biby izay efa mibontsina, na ny biby -- indrindra ny ombivavy -- manana anaka, na ny voam-bary efa manomboka ho feno. (Raha manana anaka, ny olombelona atao hoe: bevohoka; ny omby mitohatra ary ny saka mamosavy) [1.1]
Morphology 
Present : mitohatra
Past : nitohatra
Future : hitohatra

Updated on 2023/01/20