| Entry |
fanambatambazana
(tambitamby (tamby))
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanafosafoana na fanehatehafana malefaka amim-pitiavana; fiangaviana (olona) amin' ny fanomezanjavatra na karama azy, na fanaovana izay hahafaly azy [1.1]
|
| | The act of enticing or coaxing [1.7]
|
| | Action de cajoler [1.3, 1.8]
|
| | L'action de caresser, de consoler, le motif [1.3]
|
| | Action d'allécher [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Nanjary nitondra ronono iray litatra isan-kerinandro hiantsena ilehio taty aoriana ho fanambatambazana azy.
[2.470]
|
| 2 | Raha ny marina no holazaina, fanamaivanana ravindravina ivelany ihany izany, fanambatambazana eritreritra somary tefy manta.
[2.472]
|
|
|