| Entry | fitambatambazana (tambitamby (tamby)) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaovana izay hijerenan'ny olona ny tena, izay hahazoan'ny tena sitraka avy amin'ny hafa. [1.1] | ||
| [f-i-tambitambi-az-ana > f-i-tambatambàzana] fanaovana an' izay hampalefaka sy sainy sy fon' nyolona tiana hahazoana sitraka [1.62] | ||
| L'action de se faire caresser, le motif [1.3] | ||
| Updated on 2023/01/23 |
|