| Entry |
mitambitamby
(tambitamby (tamby))
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manao izay hahafalifaly olona ka manasohaso azy satria misy zavatra tian-ko azo aminy: Tsy mitambitamby aminao aho fa rehefa tsy manaiky ianao dia aoka ho rava ny zava-drehetra [1.1]
|
| | To curry favour, to caress, to ingratiate oneself [1.2]
|
| | Se faire caresser, chercher à se faire bien voir, à capter les grâces [1.3]
|
| Examples | Ho hitanao tokoa izany, ry Lidy, fa izaho tsy mitambitamby anao.
[2.470]
|
| Morphology |
| Present : |
mitambitamby |
| Past : |
nitambitamby |
| Future : |
hitambitamby |
| Imperative : |
mitambitambaza |
|
|