| Entry |
sokatra
|
| Part of speech | noun
|
| | Fivohana; tsy fikombonana fa fitanatanana. [1.1]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
sokatra
|
| Part of speech | noun
|
| | Karazam-biby mandia tongotra efatra, iva tongotra, mifono ao anaty akora, izay mafy eo amin' ny faritra manarona ny lamosiny sy ny tendany, manify kosa eo amin' ny fanambaniny; manatody aleviny any anaty fasika ny sokatra; hanin' ny olona ny nofon' ny sokatra [1.1]
|
| | A turtle or tortoise [1.7]
|
| | Petite tortue [1.54]
|
| | Tortue [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Izy roa tonta dia samy mankafy sokatra, kanefa samy fady mihinana sokatra lavitra ny ranomasina.
[2.508]
|
| 2 | Nahefa lovia-bara, hara teny sakalava milaza hoditra ny sokatra lebibe izay ao amy ny ranomasina, fa tsy kely tahaky ny sokatra aty Merina, ka anaovana taozavatra betsaka.
[2.48]
|
|
| Analogs |
fano ~
kapiky ~
sokabe |
|