| Entry | fanokafana (sokatra) | |
| Part of speech | noun | |
| Famohana, fanaovana izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony na izay manafina azy: Aoka samy hanatrika ny fanokafana ny vata isika sao misy zava-tsarobidy ao Fanomezan-dalana hampiasa: Fanokafana sekoly. / Fanokafana ny lalana mianatsimo Fitokanana: Rahampitso no fanokafana ny lanonan' ny faha-dimampolo taona [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|