| Entry | fisokafana (sokatra) | |
| Part of speech | noun | |
| Fivohana:
Amin'ny 8 ora ny fisokafan'ny trano fiasana amin'ny maraina.
Fitanatana: Mahatahotra ahy ny fisokafan'ny vavan'itỳ biby be ity. Fialan'ny saron'ny zavatra iray: Samy niandry ny fisokafan'ny vilany ny ankizy fa toa hisy inona ihany tao. Fahazoana manao, miasa, mampiasa, mihaza...: Amin'ny herinandro ambony, hono, ny fisokafan'ny lalana mankany Morondava. [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|