| Entry |
manokatra
(sokatra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manao izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony -- Manala ny saronjavatra na izay manafina azy: Manoka-bilany. / Tsy fomba ny manokatra taratasin' olona Mamoha, manatanatana, mamelatra: Manoka-bava. / Samia manokatra ny bokiny [1.1]
|
| | [Taisaka]
Mamoha [1.78]
|
| | (manôkatra) mamoha [1.78]
|
| | Same as mamokatra. [1.2]
|
| Morphology |
| Present : |
manokatra |
| Past : |
nanokatra |
| Future : |
hanokatra |
| Imperative : |
manokafa |
|
|
| Entry |
mañokatra
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Sihanaka]
Mamoaka avy ao andavaka, mamadika [1.78]
|
|