| Entry | sarotra | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| [Bezanozano] Lafo, sarobidy [1.78] | |||||||
| Tsy mora ny fanaovana azy, manahirana: Asa sarotra ~ Sarotra ny mampiditra io farafara lehibe io amin' ity varavarankely ity Sarotiny, mahihitra, tia tena: Sarotra izy raha hanome Ilazana olona tia hanina loatra, ka tsy mizara na ahazoana potiny kely akory: Nafenin' ity Rangahy sarotra tao anaty satrony, hono, ny voanjo mahamay mba tsy ho hitan-janany Mampidi-doza: Sarotra ny maniny ny mpitondra Lafo vidy: Sarotra ny vary izao [1.1] | |||||||
| Difficult; selfish, hard to get along with; costly [1.7] | |||||||
| Difficile [1.3, 1.8] | |||||||
| Ardu, périlleux, pénible, dangereux Cher, coûteux, ruineux Avare, ladre, intéressé, égoïste, sévère, exigeant [1.3] | |||||||
| égoïste, difficile à vivre; qui coûte cher [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Updated on 2023/05/18 |
|