|
|
|
|

Entry manasarotra (sarotra)
Part of speech active verb
 Mahatonga ho sarotra aleha: Ny lavadavaka ireny no manasarotra ny lalana mankaty aminareo
Mahatonga ho manahirana: Manasarotra ny fanaovan-trano ny ranonorana
Mahatonga ho lozabe, kitokitoina: Ny ditran' ny mpianatra no nanasarotra an-dRamose
Mahatonga ho lafo: Ny havandra no nanasarotra ny voaloboka tamin' ity taona [1.1]
 To make something difficult [1.7]
 Rendre difficile [1.8]
Examples Tsia, tsy sarotra ny fiainana, fa ny olombelona no manasarotra azy. [2.471]
Morphology 
Present : manasarotra
Past : nanasarotra
Future : hanasarotra
Imperative : manasarota

Updated on 2023/01/20