|
|
|
|

Entry lafo
Part of speech adjective
 Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin' itỳ fa tafakatra roa ambin' ny folo ny kilao
Efa lasan' olona: Ento aty hojereko io satroka io fa hovidiko. -- Efa lafo io, tompoko
Mitovy hevitra: be vidy ~ hangana ~ hentona ~ maneno ~ sarobidy ~ sarotra ~ tsy azo vidina ~ tsy azon' ny kely vola ~ tsy mahaleo ny sarany ny vidiny ~ tsy takatra ~ tsy takatry ny malahelo [1.1]
 Sold; expensive [1.7]
 Vendu; qui coûte cher [1.8]
Examples Siramamy roa sobika nokarakaraina nandritra ny herinandro no nentiny hamidy, ary lafo daholo ireny. [2.470]
Derivatives 
Antonyms 

Entry lafo
Part of speech adjective
  [Sihanaka] lasam-bidy [1.78]

Entry lafo
Part of speech noun
  [Sakalava] Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian' ny maingoka ny voatsindrony [1.1]
Vocabulary 

Entry lafo
Part of speech noun
  [Betsimisaraka] (autre prononciation de lafika . lafo, adjectif, veut dire : « qui se vend cher », ce qui était vrai, à une certaine époque, pour le crin végétal). Chrysalidocarpus mananjarensis Jum. & H.Perrier (fichier manuscrit de R. Decary). [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Chrysalidocarpus mananjarensis

Updated on 2023/08/02