|
|
|
|

Entry hasarotra (sarotra)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra sarotra, manahirana: Ny hasarotry ny lalana no nahela ny dianay [1.1]
Synonyms fahasarotra

Updated on 2023/01/05