| Entry | hasarotana (sarotra) | |
| Part of speech | noun | |
| Toetran' ny zavatra sarotra: Tsy anerany ny hasarotan' ilay asa nomenao ahy Halafosana: Iaraha-mahalala ny hasarotan' ny fiainana amin' izao fotoana izao Fahihirana: Hasarotan' izay lahiantitra re izany! Aleony sempotra miakatra amin' io fiakara-mideza io toy izay lany vola hakana fiarokaretsaka Hatendan-kanina: Loza ny hasarotan' io tovovavy io fa tsy mitsaha-mitsako ny vavany [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|