|
|
|
|

Entry saraka
Part of speech adjective
 Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka
Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany [1.1]
 Separated [1.7]
 Séparé [1.8]
Derivatives 

Entry saraka
Part of speech noun
  [Tanosy] Zanak'omby mbola minono [1.78]
 Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) [1.1]

Updated on 2023/09/10