| Entry | manasaraka (saraka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mamaritra ny fisarahana: Ity renirano ity no manasaraka ny Fivondronana anankiroa Mampihataka mba tsy hifamely intsony: Ny mpampianatra no nanasaraka ireo mpianatra roa lahy niady [1.1] | |||||||||
| Décomposer, désaccoupler [1.13] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|