| Entry | sarahina (saraka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Tsy akambana, hatahina mba tsy hikambana, avahana: Tokony hosarahina amin' ny ahidratsy ny vary Tsy avala hiaraka, tsy ampiarahina: Taloha nosarahina tany am-pianaranany zazalahy sy ny zazavavy Ahataka: Saraho ireo ankizy miady ireo Faritana: Sarahin' ny renirano iray ireo faritany roa ireo Elanelanina: Sarahin' ny tendrombohitra roa ambin' ny folo isika nefa tsy mifanadino [1.1] | |||||||||
| To be separated [1.7] | |||||||||
| Qu'on sépare [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|