|
|
|
|

Entry fisarahana (saraka)
Part of speech noun
 Separation; divorce; the act of divorcing [1.7]
 Séparation; divorce [1.8]
Examples 
1Tena nangidy taminay ny fisarahana! [2.356]
2Fa hafa ity fisarahana indray maka ity. [2.472]
3Ianao ihany no nangataka fisarahana ary. [2.529]
4Mangidy moa ny fisarahana ka tsy maintsy alahelovana! [1.272]

Updated on 2023/08/11