| Entry | misaraka (saraka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mihataka: Vonjeo simà fa mila hisaraka ireto vato roa amin' ny tamboho ireto Tsy miray na mikambana intsony, miendaka: Nisaraka tamin' ny vadiny Ravao Mivaky roa: Tamin' ny taonjato faha-16 no nisaraka ny Protestà sy ny Katolika. [1.1] | |||||||||
| To separate [1.7] | |||||||||
| Se séparer [1.8] | |||||||||
| Examples | Ary rahefa ho avy ny sambo misy ahy, dia mody misaraka vetivety.
[2.471] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/05/27 |
|