|
|
|
|

Entry mandray sanga
Part of speech locution
Elementary words mandray, sanga
 Ilazana ny olona resy lahatra teo amin' ny adihevitra nifanaovana, ka misafo loha sisa no ataony fa tsy mahateny intsony [1.1]

Updated on 2023/09/16