|
|
|
|

Entry fandresena (resy)
Part of speech noun
 Fahombiazan' izay mahery, izay mataniaka: Nidera ny fandresen' ny tafika ny vahoaka. Izy no nahazo ny fandresena tamin' ny hazakazaka
Fanoherana: Tsy mora ny fandresena ny kilema [1.1]
 Victory [1.7]
 Victoire [1.8]

Updated on 2023/01/20