| Entry | resy tosika | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | resy, tosika | |
| Ilazana ny tafika nihemotra noho ny hamafin' ny ady na ny hery tsy mitovy -- miala antsitrapo handao tsy fidiny ny toerana na tanàna nipetrahana na noho ny henatra na noho ny fanaovan' ny sasany toeran-tsy zaka [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/01 |
|