|
|
|
|

Entry resy tsy miady
Part of speech locution
Elementary words resy, tsy, miady
 Ilazana ireo kivy ambony ihany na tsy mbola nanao na inona na inona aza ka dia miala sy mihataka na mijanona mihitsy aza [1.1]

Updated on 2023/01/01