| Entry | resaka | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| Teny ifanaovana: Araka ny resaka nifanaovantsika omaly, dia iny ny zanako haka ilay vola Teny ifanaovana momba ny zavatra anankiray voafaritra tsara: Resaka momba ny ady tany Vietnam no nandanian' izy ireo andro tao Teny ifamalian' ny mpifankatia momba izao sy izao: Saika tsy tapaka ny resakay raha tsy nanomboka naneno ny akoho [1.1] | |||||||||
| Conversation, talk [1.7] | |||||||||
| Conversation; entretien [1.3, 1.8] | |||||||||
| Causerie [1.3] | |||||||||
| [Sakalava-Mayotte] Cri, hurlement [1.405] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Derivatives |
| ||||||||
| Updated on 2023/06/17 |
|