|
|
|
|

Entry tafaresaka (resaka)
Part of speech participle
  [1.1]
 Qui a causé [1.3]
Examples 
1Ary dia tafaresaka tamin'i Florence araka izany koa Mme Bonzon. [2.356]
2Tadidinao tsara, raha tafaresaka tamin' ny Andriamanjaka isika, tsy mbola vory daholo isika Andriambaventy tamin' iny. [2.528]

Updated on 2023/01/20