|
|
|
|

Entry taria
Part of speech noun
  [Sihanaka] Resaka, teny [1.78]
 Resaka na dinika lavareny: Aza lava taria eo ianao [1.1]
 Causerie interminable [1.54]
Examples Nony nafanafana ny resaka sy taria, dia izao no re hentitra sy miavaka tsara: [2.470]
Derivatives 
Analogs  angano ~ anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty

Updated on 2013/11/07