| Entry | miresaka (resaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mifanakalo hevitra: Miresaka isan-kariva Rakoto sy ny zanany Manao teny ifamaliana amim-pifalifaliana momba izao sy izao: Rehefa avy homana izy ireo dia miresaka ela be Mitafasiry, mitafa, mitaria, mikorana Miteny, milaza: Niresaka inona taminao izy? Manao dinidinika, mandahatra: Niresaka momba ny tazo ilay dokotera Milaza, manambara ny heviny, mibaiko: Miresaka amin' ny tanana ny moana [1.1] | |||||||||
| Causer, parler, converser, parler de; causer beaucoup [1.3] | |||||||||
| [Sakalava-Mayotte] Crié, quelqu'un qui hurle, une personne qui parle fort [1.405] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2024/04/16 |
|