|
|
|
|

Entry randrana
Part of speech noun
  [Tambahoaka] Volon-doha [1.78]
 Fanamboarana ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatorina hanana endrika samihafa araka ny karazany tiana hatao: randra-madinika, randran-telo an' ila... na randranampanga, randravonkalana
Karazan-drandrana sy taovolo hita amin' ny foko sasantsasany:
Antaimoro: lafitr' akondro, ny telo an-kila, tsitombotomboka, vakimanasa
Betsileo: bango, bango anakova, bango tsotra, kiary, kifetriposa, kifehaka, kihohoka, kilafitsotsy, kilafahonofotsy, kilavoahibary, kipetaka, kirazorazo, kisabokisiny, kisahondra, kitelo, kidimy, kifito, kifolo an' ila, kitokandalana, kivona, randrana tsotra, randranketsa, rasaraka, tadimpintana, tototsongo, valalamihoatra, vombory, tsaramaha, vonkavia, volo misaona
Merina: bango ankatoka, difisesy, kirozaroza, lakolosy, lambomiditra, randramadinika, tananivoho [1.1]
 A plait, a tress of hair. [1.2]
 A braid [1.7]
 Entrelacement de trois, six, huit fils, cordes, cheveux; tresse des cheveux
Arrangement des paroles [1.3]
 Tresse [1.8]
Vocabulary 
Examples amin' izato lohany tohizan' ny taovolo midaboka an-damosina natao randrana goragora. [2.470]
Derivatives 

Entry randrana
Part of speech noun
 Plante aquatique à tubercules [1.3]
  [Merina] [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/07/22