| Entry | tananivoho | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Elementary words | tanana, ivoho | ||||
| Fomban-drandram-bolo fanaon' ny vehivavy any anivon-tany andavanandro; toy izao no fanaovana azy: zaraina amin' ny soritra afovoany ny volo ka mizara roa, dia atambatra amin' ny randran-telo ny laniny roa avy, ary dia ireo randrana ireo no atambatra ao ivoho [1.1] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Examples |
| ||||
| Updated on 2023/06/27 |
|