|
|
|
|

Entry mandrandrana (randrana)
Part of speech active verb
 Mamboatra ny volo lavan' ny vehivavy ho misy amboara na ampehezany telo avy izay ampidipidiriny ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatoriny hanana endrika samihafa araka ny karazana tiana hatao: randra-madinika, randran-telo, fito an' ila [1.1]
 To plait, to twist. [1.2]
 To braid [1.7]
 Tresser [1.8]
Vocabulary 
Examples Ny tovolahy matanjaka "voromahery" mandeha maka hazondahy any an' ala, fa ny vehivavy kosa mandrandrana bokona hasy hapetaka amin' ny lohan' ny zaza sy ny reniny. [2.606]
Morphology 
Present : mandrandrana
Past : nandrandrana
Future : handrandrana
Imperative : mandrandràna

Entry mandrandraña
Part of speech adjective
  [Tambahoaka] Mivaivay [1.78]
  [Tambahoaka] Ardent [1.78]

Entry mandrandràna (randrana)
Part of speech imperative of active verb mandrandrana [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20