| Entry | randramadinika | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | randrana, madinika | |
| Fombandrandram-bolo atao toy izao: atao madinika ny fizarana ny sori-bolo vao arandrana, ary ny sori-bolo voarandrana tsy atambatra raha tsy vita daholo izy rehetra amin' ny ila loha; avy eo atao tahaka ny bangoankatoka ihany [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/11/24 |
|