| Entry |
lakolosy
|
| Part of speech | noun
|
/m:hyperonym>
| | Zavamaneno vita amin' ny halimo, mibikana vara mihohoka, izay misy kiboriny mipaipaika azy ao anatiny ka mahatonga azy haneno; ny lakolosy dia ampiasaina hiantsoana olona na hilaza fotoana na ora: Mamelona lakolosy; tranon-dakolosy [1.1]
|
| | A bell [1.2, 1.7]
|
| | Cloche [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Lakolosy no nanamarika ny fanombohana sy firavan' asa.
[2.472]
|
| 2 | Lakolosy Niato tamin' ny 4 ora sy 15 minitra, tolak' andro, ny fivoriana.
[1.368]
|
|
| Origin | Explanations in French: la cloche.
|
|
| Entry |
lakolosy
|
| Part of speech | noun
|
| | Fomban-drandram-bolo fanao amin' ny volon' ankizy: avòna eo an-daniny roa ny volo ka manjary toy ny boriborin-dakolosy [1.1]
|
| Vocabulary |
|