| Entry |
mirahalahy
(rahalahy)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny lehilahy roa na maro iray ray sy iray reny: Mirahalahy Rabe sy Rakoto [1.1]
|
| | To be two brothers, to be brothers. If more than two are meant, the number must be expressed. [1.2]
|
| | Who are brothers [1.7]
|
| | être frères (entre hommes) [1.54]
|
| | Qui sont frères [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Dia lasa niakatrakatra izy mirahalahy, ka nandray ny bisikileta ary nitarika azy moramora niditra nankao amin'ny tanàna
[2.324]
|
| 2 | Pataloha roa aman'olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy
[2.470]
|
| 3 | Iny no fara fihaonanay mirahalahy
[2.472]
|
|
| Analogs |
mirahavavy |
|