|
|
|
|

Entry mpirahalahy (rahalahy)
Part of speech noun
 Olona samy lehilahy natera-dray sy reny iombonana [1.1]
 Ceux qui sont frères [1.3]
Vocabulary 
Examples 
1Mifankatiava araka ny fifankatiavan'ny mpirahalahy; [2.996]
2Maro ny ady nifanaovan'ny mpirahalahy na ny mpihavana. [2.508]

Updated on 2024/06/24