| Entry |
mitsangana
(tsangana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Miainga, mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany, dia nitsangana izy Mijoro: Efa ela aho no nitsangana teto fa tsy nisy mpampandroso Miseho, mitolo-tena: Amin' izao fahalasanan' ny rainao izao, mitsangàna ho lohan' ny fianakaviana. [1.1]
|
| Examples | Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
[2.470]
|
| Morphology |
| Present : |
mitsangana |
| Past : |
nitsangana |
| Future : |
hitsangana |
| Imperative : |
mitsangàna |
|
| Synonyms | ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
|
| Entry |
mitsangàna
(tsangana)
|
| Part of speech | imperative of active verb mitsangana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|