| Entry | miridiridy (ridiridy) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Henjana tsy mety miketraka: Miridiridy loatra io tady io Mijoro tsy azo folahina, henjana, mihinjitra, miziriziry: Niridiridy teo antokonana teo izy fa tsy nety niditra [1.1] | |||||||||
| Examples | Ny lalana mody zorina, hoy indray I Lidy, mbola miridiridy amin' ny hasosorany.
[2.470] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|