|
|
|
|

Entry manerinerina (erinerina)
Part of speech adjective
 Miharihary eo amin' ny toerana avo sy mazava tsara: Manerinerina eo an-tampon' Antananarivo i Manjakamiadana [1.1]

Updated on 2023/01/20